# started 2014-08-17T08:48:55Z "Ny Reny dia ilay vehivavy niteraka ny zaza anankiray, ny lehilahy niarahany nahafahany niteraka no antsoina hoe ray.Ny Ray aman-dReny (misaraka no fanoratra azy) no enti-milaza ireo lehilehy sy vehivavy ireo, ka antsoin'ny fiteny malagasy hoe Nahitana masoandro, na Masoandro amam-Bolana. Tsy tokony ho afangaro amin'ny teny hoe Raiamandreny (soratana mikambana) izay enti-milaza olona na entit\u00E9 manana satan'ny Ray aman-dReny eo amin'ny fiaraha-monina noho ny haja manokana ananany, kanefa tsy niteraka tamin'ny fomba bi\u00F4l\u00F4jika; toy ny Raiamandreny FFKM.Ny teny hoe Neny na Mama na Maman na Endry no iantsoan'ny Malagasy ny Reniny. Ireo voambolana ireo dia maneho fifandraisana akaiky sy ara-pitiavana tokoa eo amin'izy mianaka, ary mitaratra sahady ny andraikitry ny reny eo anivon'ny fiainan'ny zanany. Ny teny hoe Mama sy Maman moa dia avy amin'ny teny frantsay nogasiana, ary vanin-teny anisan'ny tononin'ny zaza voalohany koa eo amin'ny fiainany aorian'ny vanin-teny hoe da sy ba. Ny voambolana hoe Endry kosa indray dia any anindran-tany no tena ahenoana azy. Ny vanin-teny ma dia fahita amin'ny ankamaroan'ny dikan'ny teny hoe Neny amin'ny tenim-pirenena maro eran-tany.Ho an'ny biby mampinono rehetra (anisan'ny voakilasy ao anatin'izany ny olombelona), dia entin'ny reny ao an-kibony ny zanany manomboka amin'ny famoronana azy ka mandra-pahatongan'ny fotoana haha-vory nofo sy taova azy ka ahafahany ho ateraka. Ho an'ny olombelona manokana, dia eo amin'ny sivy volana eo ho eo no fotoana itondran'ny reny ny zanany ao am-bohoka, ary anondroan'ny Malagasy ny reny ihany koa ny teny hoe Nitondra folo volana. Zazarano no iantsoana zanaka ao an-kibo raha mbola tsy teraka izy, ary ao amin'ny tranonjaza no ipetrahany. Aorian'ny fahaterahana, dia mamokatra ronono ho sakafon'ny zaza ny nonon'ilay reny.Ho an'ny organisme tsy miteraka, dia ny voambolana hoe reny no ilaz\u00E0na ireo nipoirana, ho an'ny sela ohatra, dia antsoina hoe reny ilay sela anankiray nizara roa ka nahazoana sela anankiroa (zanany).Manana andraikitra lehibe eo amin'ny fanabeazana ny zanany ny reny, ary indraindray ny sata hoe reny dia omena vehivavy izay tsy niteraka ny zaza iray kanefa miantsoroka ny adidin'ny reny manontolo sy manabe ilay ankizy. Amin'ny ankapobeny dia eo amin'ny fananganan-jaza no ahitana izany ka mety ho antsoina hoe renikely ihany koa io reny tsy niteraka io.Manana andro iray ao anatin'ny taona natokana hankalazana azy ny reny. Eto Madagasikara, dia ny alahady farany amin'ny volana mey no atokana ho fetin'ny reny. Ny anglisy koa dia mankalaza andro sahala amin'io amin'ny alahady fahefatra aorian'ny karemy (Mothering Sunday). Any Etazonia, Aostralia sy Canada dia ny alahady faharoan'ny volana mey no atokana ho ankalazaina ho an'ny reny (Mother's Day, nampiasaina hatramin'ny faran'ny taonjato faha-XIX)."@mg . "Ovy : zava-maniry fihinana ny vodiny satria be tavolo. Antsoina ihany koa hoe ovimbazaha."@mg . "Ravinkazo -- zava-maniry faritra"@mg . "Ny toe-karena na ekonomia dia siansa mikasika ny fanamboarana, fizar\u00E0na, fifanakalozana ny entana ary sampandraharaha. Dinihan'ny siansa ekonomika ny 'toe-karena miankina amin'ny te\u00F4ria ekonomika."@mg . "Ny Jeografia dia fandinihana ny Tany.nadika avy tamin'ny pejy Frantsay vangio Liste des pays du mondeNy foto-teny Grika : \u03B7 \u03B3\u03B7 (h\u00EA g\u00EA) : ny Tany \u03B3\u03C1\u03B1\u03C6\u03B5\u03B9\u03BD (graphein) : soratra"@mg . "Votoatiny: Top - 0\u20139 A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z"@mg . "Raha ny nosy eran-tany no resahina dia Madagasikara no fahefatra lehibe indrindra. Raha tia ny handalina mihoatra kokoa momba ny velaran-tanin'ny nosy tsirairay avy ianao dia vangio ny takelaka : http://encyclopedia.laborlawtalk.com/List_of_islands_by_size."@mg . "Paoma - voankazode:Kulturapfel#Fr\u00FCchtefi:Tarhaomenapuugl:Maceira"@mg . "Madarail izay fanafohezana ny anarana Madagascar Railways dia orinasan-dalamby mitrangatra ny tambajotra avaratr'i Madagasikara, izany hoe ny zotra Antananarivo-C\u00F4te Est (TCE), Moramanga-Lac Alaotra ary Antananarivo-Antsirabe."@mg . "Lalitra -- voana"@mg . "Mpanoratra: Rudy Ramananjo, Nanampy: Rivo Randria."@mg . "Voaloboka -- voankazo"@mg . "Ry Tanindrazanay malala \u00F4! no hiram-pirenena malagasy. Nosoratan'ny Mpitandrina Rahajason ny tonony ary noforonin'i Norbert Raharisoa ny feony."@mg . "Ny saka (Felis silvestris catus) dia biby mampinono amin'ny fianankavian'ny f\u00E9lid\u00E9.Anisan'ny biby mipetraka ao an-tranon'olona izy ary misy karazana dimampolo fantatry ny instance fanaovana certification. Ny biby voalavo sy biby mikiky ny sakafony. Afaka mamoaka feo maromaro ny saka, na dia mifandray amin'ny alalan'ny endri-tarehy sy ny fer\u00F4m\u00F4na aza izy.Araka ny valin'y asa natao tamin'ny 2006 sy 2007, zana-karazana Felis silvestris ny saka mipetraka an-tranon'olona ankehitriny, ary nivoatra izy 130 000 taona teny aoriana. Efa 8000-10000 taona lasa izany ny saka no domestikiavan'ny olona."@mg . "Ny Linux dia rindrankajy mpandrindra (sokajy mpandrindra milina na operating system)ny milina fikajiana na mpikajy namboarin'i Linus Torvalds. Ny mampalaza azy dia ny fampiasana azy maimaimpoana (free software)sy ny fanovana azo ataon'ny rehetra (open source)."@mg . "Boloky -- vorona mifaraingo vava. Ankoatra ireo boloky misioka toy ny vorona rehetra, dia misy koa ireo vorona mahay mamerina ireo teny fandreny matetika."@mg . "Ny mpikajy dia milina elektir\u00F4nika na mekanika, atao hikajy."@mg . "Sandry -- vatana faritra"@mg . "Ny mpandrindra milina azo afohezina ho SE na OS (amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy) dia karazana rindrankajy iray mandrindra ny solosaina ary ahafahan'ny rindrankajy madinika handeha. Izy io dia karazana tetezana ahafahan'ny rindrankajy (software) mampiasa ny fitaovana (hardware).Ny mpandrindra milina, ankoatra ny izy tetezana anelanelan'ny rindrankajy sy ny fitaovana, dia manamora ny fampiasana ny fitaovana ary manao ny tao rehetra mba hanakely ny zava-diso mety hisy (fanasarahana ny zava-diso, fahatantesana ny fahasimbana) ary ny antoka informatika.Ny mpandrindra milina dia mety handrindra ny fampiasana ny prosesaoro (processeur), manome ny anjaram-potoan'ny processus, anjaran-tahiriny ao amin'ny tahiry (memoire) sy/na ao amin'ny kapila fitehirizana sns. ; ny processus dia voalahatra ao amin'ny kapila fitehirizana amin'ny al\u00E0lan'ny famoronana rakitra (fichier) mitondra tovan-drakitra mahasamihafa azy amin'ny karazan-drakitra hafa. Ny rakitra moa dia mety lahatsoratra nampidirina tamin'ny al\u00E0lan'ny klavie, sary nampidirina avy amin'ny skanera, na natao tamin'ny voalavo (souris).Ny mpandrindra milina koa dia mety milaza ny zavatra tokony aseho eo amin'ny efa-joro (\u00E9cran) amin'ny al\u00E0lan'ny baikony ao amin'ny olik'aratra voarafitra ho an'ny fanehoana sary azo lazaina koa hoe carte graphique amin'ny teny frantsay.Ny mpandrindra milina dia matetika varotana miaraka amin'ny fitaovana informatika. Rindrankajy maro samihafa no varotana miaraka amin'ny mpandrindra milina . Ahafahan'ny mpampiasa mandahatra ny paramtatra fandaharana (param\u00E8tres de configuration) an'ny mpandrindra milina ny rindrankazy, na manao tao tsotra toy ny manova rakitra.Ny mpandridra milina voalohany dia noforonina tamin'ny 1960. Tamin'ny 2010, ny mpandrindra milina malaza indrindra dia Unix (ao koa Mac OS sy Linux) ary Windows, ny Windows dia ao amin'ny ankabeazan'ny solosaina ; 90%n'ny solosaina personaly misy eto an-tany ankehitriny dia manana mpandrindra milina Windows, kanefa 50%n'ny lohamilina misy eto an-tany no manana ny mpandrindra milina Unix."@mg . "Ny Volana (fiteny aostronezianina ; jereo ny teny malay Bulan [bulan]) dia volan'ny Tany. Ny Volana dia satelita natoraly ngeza indrindra eo amin'ny solar system. Ny fahalaviran'ny tany sy ny volana dia misy 384.403 km (in-30 ny savaivo ny Tany).Amin'izao fotoana izao, ny volana ihany no satelita na planety nandianan'olona sy notsidihan'olona ary nodiavin'ny olona. Luna I, zanabolana rosy, no zanabolana voalohany nihodikodina manodindin'i volana tamin'ny 1959, tamin'io taona io ihany koa, Nipetraka teo amin'ny volana ny sambon-danitra Luna 2, fa potika ilay saondy teo am-pidinana. Tamin'ny taona 1959 ihany nalain'i Luna 3 sary ny sarim-bolana tsy hita maso avy eto an-tany.Tamin'ny 1966, tena vita ny Rosy nanometraka ny Luna 9 teo ambon'ny volana, ary mande manodidon'ny volana ny saondy Luna 10 teo aorinana.Ny etazonia ihany ankehitriny no nahavita nandefa olom-belona teny amin'n volana , araky ny tanjon'ny tetik'asa apollo, nanomboka tamin'ny 1969 ary tapitra tamin'ny 1972 ilay programa. Nidiana tamin'ny 1972 ny programa apollo. Betsaka ny zavatra nentina avy any amin'ny volana ary betsaka ny zavatra navelan'ny olona tany amin'ny volana : ny zavatra nentina avy any amin'ny volana dia vato isa-karazany, ary navela tany amin'ny volana ny jeep sy saondy rehetra. Ankehitriny, ny volana no planety tena voadinika indrindra amin'ny lafon'ny hainkintana"@mg . "Ny volana febroary dia ilay volana faha ria ao anatin'ny zara-potoana greg\u00F4riana sy Jiliana.Avy amin'ny teny latina februarius izy io, aveo ny anglisy miteny azy february ary lasa febroary izy amin'ny fiteny malagasy. Tamin'ny andro taloha (antika) izy no volana farany amin'ny kalandrie r\u00F4mana, tami'io fotoana io, nanomboka tamin'ny 15 Martsa ny kalandrie."@mg . "Ny Volana Janoary dia ny volana voalohany amin'ny kalandrie greg\u00F4riana sy Joliana.Avy amin'ny fiteny Latina Januarius, avy amin'ny anaran'ny andriamanitra r\u00F4mana iray : Janus. Tamin'ny andro taloha, izy no volana faha 11 anatin'ny kalandrie r\u00F4mana."@mg . "Aogositra (avy amin'ny teny anglisy August, avy amin'ny teny latina Augustus) no volana fahavalo amin'ny herintaontsika, fa tao aloha dia ny volana fahenina tamin'ny herintaonan' ny Romana, ary Sextilis no narany taloha. Taoriana dia novana ho Aogositra ny anarany. Ary ny anton'ny teny Aogositra dia izao : Raha maty Joliosy Kaisara ny zanak' anabaviny na rahalahiny nandimby azy, Oktaviosy no anarany. Manamboninahitra nalaza indrindra tamin'ny fomban'ny ady izy ; ary rehefa nanjaka izy, dia nataony ny anarany hoe Kaisara Aogostosy (\"malaza\", hajaina, izany.) Ary rehefa izany indray, dia novany ny anaran' ny volana Sextilis hatao hoe Aogositra, toa fahatsiarovana any Kaisara Aogostosy.Emperoran'ny Romana izy tamin'ny andro nahaterahany Jesoa Kristy. Fa tsy nanao soa loatra hany Kristy, tsy nanan ratsy taminy, Aogostosy. Fa nisy zavatra nataony izay nahagaga ny sasany. Nisy tempoly natao hoe tempolin'i Janus ; ary raha nisy ady tamin'ny Romana dia novohany ny varavarana rehetra tainin' izany tempoly izany, fa nivavaka tamin'ny sampy ny olona. Ary kosa, raha tsy nisy ady dia narindrina ny varavarany rehetra, fa angamba tsy nisy olona nahita azy mirindrina talohan'izany andro izany. Fa raha teraka Jesosy Kristy, Zanak' Andriamanitra, Tompon'ny Fiadanana, dia nandry tsara ny firenena rehetra amin' izao rehetra izao. Tsy nisy ady na tamin'y Romana aza, dia narindrin'i Kaisara Aogostosy ny varavarana rehetra tao amin'ny tempoly Janus, ary dia faly ny olona maro.Fantantsika fa maina ny tany aty Imerina raha tonga ny volana Aogositra. Ary malemilemy kokoa ny tazo noho ny amin'ny andro sasany. Ary mamboatra ny tanim-bary mba hanetsa ny vary vaki-ambiaty ny olona, raha tonga ny volana Aogositra."@mg . "Ny governemanta (avy amin'ny fiteny grika \u03BA\u03C5\u03B2\u03B5\u03C1\u03BD\u03AC\u03C9 na kubernao saitam midika kaptenin'ny sambo) dia, amin'ny ankapobeny, ireo manam-pahefana mitondra, manara-maso ary mandraharaha ny andriam-panjakan'ny Firenena. Ny mpikamban'ny governemanta iray dia atao hoe minisitra na sekreteram-pirenena. Ny governemanta no manapaka ary manatanteraka ny asa aman-tao ilaina amin'ny fitondrana ny firenena. Ny governemanta no tompon'andraikitra eo imason'ny olom-pirenena."@mg . "1972: Tolon'ny mpianatra"@mg . "< Madagasikara"@mg . "Madagasikara na Repoblikan'i Madagasikara (anarana ofisialy) dia firenena ao amin'ny Ranomasimbe Indianina. Fitambarana nosy i Madagasikara raha amin'ny lafin'ny firenena no jerena. Madagasikara ihany koa no iantsoina ilay nosy malagasy lehibe miendrika tongotra havia. Nosy fahefatra lehibe indrindra eto an-tany ny nosy Madagasikara. Toerana fonenan'ny 5%-n'ny biby sy zavamaniry misy eto amin'izao tontolo izao