# started 2014-08-16T14:20:15Z "Ny Reny dia ilay vehivavy niteraka ny zaza anankiray, ny lehilahy niarahany nahafahany niteraka no antsoina hoe ray.Ny Ray aman-dReny (misaraka no fanoratra azy) no enti-milaza ireo lehilehy sy vehivavy ireo, ka antsoin'ny fiteny malagasy hoe Nahitana masoandro, na Masoandro amam-Bolana."@mg . "Ovy : zava-maniry fihinana ny vodiny satria be tavolo. Antsoina ihany koa hoe ovimbazaha."@mg . "Ravinkazo -- zava-maniry faritra"@mg . "Ny toe-karena na ekonomia dia siansa mikasika ny fanamboarana, fizaràna, fifanakalozana ny entana ary sampandraharaha. Dinihan'ny siansa ekonomika ny 'toe-karena miankina amin'ny teôria ekonomika."@mg . "Ny Jeografia dia fandinihana ny Tany.nadika avy tamin'ny pejy Frantsay vangio Liste des pays du mondeNy foto-teny Grika : η γη (hê gê) : ny Tany γραφειν (graphein) : soratra"@mg . "Votoatiny: Top - 0–9 A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z"@mg . "Raha ny nosy eran-tany no resahina dia Madagasikara no fahefatra lehibe indrindra. Raha tia ny handalina mihoatra kokoa momba ny velaran-tanin'ny nosy tsirairay avy ianao dia vangio ny takelaka : http://encyclopedia.laborlawtalk.com/List_of_islands_by_size."@mg . "Paoma - voankazode:Kulturapfel#Früchtefi:Tarhaomenapuugl:Maceira"@mg . "Madarail izay fanafohezana ny anarana Madagascar Railways dia orinasan-dalamby mitrangatra ny tambajotra avaratr'i Madagasikara, izany hoe ny zotra Antananarivo-Côte Est (TCE), Moramanga-Lac Alaotra ary Antananarivo-Antsirabe."@mg . "Lalitra -- voana"@mg . "Mpanoratra: Rudy Ramananjo, Nanampy: Rivo Randria."@mg . "Voaloboka -- voankazo"@mg . "Ry Tanindrazanay malala ô! no hiram-pirenena malagasy. Nosoratan'ny Mpitandrina Rahajason ny tonony ary noforonin'i Norbert Raharisoa ny feony."@mg . "Ny saka (Felis silvestris catus) dia biby mampinono amin'ny fianankavian'ny félidé.Anisan'ny biby mipetraka ao an-tranon'olona izy ary misy karazana dimampolo fantatry ny instance fanaovana certification. Ny biby voalavo sy biby mikiky ny sakafony."@mg . "Ny Linux dia rindrankajy mpandrindra (sokajy mpandrindra milina na operating system)ny milina fikajiana na mpikajy namboarin'i Linus Torvalds. Ny mampalaza azy dia ny fampiasana azy maimaimpoana (free software)sy ny fanovana azo ataon'ny rehetra (open source)."@mg . "Boloky -- vorona mifaraingo vava. Ankoatra ireo boloky misioka toy ny vorona rehetra, dia misy koa ireo vorona mahay mamerina ireo teny fandreny matetika."@mg . "Ny mpikajy dia milina elektirônika na mekanika, atao hikajy."@mg . "Sandry -- vatana faritra"@mg . "Ny mpandrindra milina azo afohezina ho SE na OS (amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy) dia karazana rindrankajy iray mandrindra ny solosaina ary ahafahan'ny rindrankajy madinika handeha."@mg . "Ny Volana (fiteny aostronezianina ; jereo ny teny malay Bulan [bulan]) dia volan'ny Tany. Ny Volana dia satelita natoraly ngeza indrindra eo amin'ny solar system. Ny fahalaviran'ny tany sy ny volana dia misy 384.403 km (in-30 ny savaivo ny Tany).Amin'izao fotoana izao, ny volana ihany no satelita na planety nandianan'olona sy notsidihan'olona ary nodiavin'ny olona."@mg . "Ny volana febroary dia ilay volana faha ria ao anatin'ny zara-potoana gregôriana sy Jiliana.Avy amin'ny teny latina februarius izy io, aveo ny anglisy miteny azy february ary lasa febroary izy amin'ny fiteny malagasy. Tamin'ny andro taloha (antika) izy no volana farany amin'ny kalandrie rômana, tami'io fotoana io, nanomboka tamin'ny 15 Martsa ny kalandrie."@mg . "Ny Volana Janoary dia ny volana voalohany amin'ny kalandrie gregôriana sy Joliana.Avy amin'ny fiteny Latina Januarius, avy amin'ny anaran'ny andriamanitra rômana iray : Janus. Tamin'ny andro taloha, izy no volana faha 11 anatin'ny kalandrie rômana."@mg . "Aogositra (avy amin'ny teny anglisy August, avy amin'ny teny latina Augustus) no volana fahavalo amin'ny herintaontsika, fa tao aloha dia ny volana fahenina tamin'ny herintaonan' ny Romana, ary Sextilis no narany taloha. Taoriana dia novana ho Aogositra ny anarany. Ary ny anton'ny teny Aogositra dia izao : Raha maty Joliosy Kaisara ny zanak' anabaviny na rahalahiny nandimby azy, Oktaviosy no anarany."@mg . "Ny governemanta (avy amin'ny fiteny grika κυβερνάω na kubernao saitam midika kaptenin'ny sambo) dia, amin'ny ankapobeny, ireo manam-pahefana mitondra, manara-maso ary mandraharaha ny andriam-panjakan'ny Firenena. Ny mpikamban'ny governemanta iray dia atao hoe minisitra na sekreteram-pirenena. Ny governemanta no manapaka ary manatanteraka ny asa aman-tao ilaina amin'ny fitondrana ny firenena. Ny governemanta no tompon'andraikitra eo imason'ny olom-pirenena."@mg . "Nivaivay tokoa ny tolon'ny mpianatra tamin'ny 13 Mey 1972 izay nipoitra avy teny amin'ny Oniversité-n'Antananarivo"@mg . "1972: Tolon'ny mpianatra"@mg . "Fomba fahandro ny vary tena mampiavaka ny malagasy tokoa ny vary amin'anana. Ny maraina no matetika fihinanana ny vary amin'anana (na dia misy ihany koa aza ireo mahinana azy ny hariva). Ny taharo fototra amin'ny fanaovana ny vary amin'anana dia :ny varyny anana. Afaka manao karazana anana maro isankarazany, fa ny tena fampiasa matetika dia ny anandrano.kitoza."@mg . "Mofo atody : mofo Zavatra ilaina : atody 4, siramamy 8 sotro (c.à.soupe), tsongo-tsira 2, farine 1/2kg, lévure 1 sachet pour 1/2kg farine, ronono kely. Kapohina miaraka ny atody, siramamy, sira. Rehefa avy eo de arotsakindry ao ny farine efa nafangaro mialoha tamin'ny levure. arotsakindry @ zay ny ronono kelikely fotsiny fa manjary matsora lotra ny pate.Endasindry aminy zay, mila menaka betsabetsaka le izy, atao mafana be."@mg . "Marihina fa trondron-dranomamy no lazaiko eto (fony no tena tsara nefa mety daholo na tilapia aza)Ho an'olona 4:Makà trondro maina salasalany 4 na mihoatra, dia alomy kely anaty rano fotoana fohy, dia esory sy ario ny taolataonana. Tangosy ny anamalao (200 g farafaharatsiny) ary voniny 3 ihany farafahabetsaka no tazomina. Endaso ny tongolo oignon 1 sy voatabia 1, dia arotsay ao ny trondro maina voakarakara teo, afangaroy tsara dia alefaso ao koa ny anamalao."@mg . "< Madagasikara"@mg . "FamadihanaJoroFamoranaKabary"@mg . "Madagasikara na Repoblikan'i Madagasikara (anarana ofisialy) dia firenena ao amin'ny Ranomasimbe Indianina. Fitambarana nosy i Madagasikara raha amin'ny lafin'ny firenena no jerena. Madagasikara ihany koa no iantsoina ilay nosy malagasy lehibe miendrika tongotra havia. Nosy fahefatra lehibe indrindra eto an-tany ny nosy Madagasikara."@mg . "Borera -- voana"@mg . "Ireo mpanakanto malagasy"@mg . "Frantsa na Repoblika Frantsay (amin'ny teny frantsay: République Française) dia firenena mpikambana amin'ny Vondrona Eoropeana. Any Eoropa andrefana ny misy azy. Manana zanatany maromaro i Frantsa, ny ngeza indrindra amin'izy ireo dia ny Guyane Française.Ny renivohiny, Paris, dia anisan'ny be mpitsidika indrindra eto an-tany, 45 tapitrisa ny isan'ny mpitsidika mandeha any isan-taona. Manam-pivelarana 675 417 km2 i Frantsa raha kaontina ny fivelaran'ny zanatany."@mg . "Ireo Fiangonana misy eto Madagasikara.(Ampidiro eto ambany ny fiangonanao)Tsindrio eto dia ampidiro ny fiangonanao dia avy eo tsindrio ilay bokotra hoe Tehirizo."@mg . "Ny sarimihietsika dia sary – natao tanana na nalaina tamin'ny fakan-tsary – samy samihafa kely, asesy haingana mba \"hampihetsiketsika\" azy."@mg . "Ny voninavoko dia voninkazo"@mg . "Ny Biologia dia siansa mikasika ny zava-misy."@mg . "Ny tena anaran'i Tovo J'Hay dia Ratovondrahona Herinirina. Sady mihira izy no mpitendry zava-maneno toy ny vata maro afitsoka. Voafidy ho Mpanakanto malagasy mendrika indrindra izy tamin'ny taona 2003.Nanomboka nihira tamin'ny tarika Maxi izy tany amin'ny taona 1989 tany niaraka tamina mpanakanto toa an'i Mbolatiana izay tsy zoviana amintsika intsony. Ary taty amin'ny taona 2000 izy vao nandeha irery.Manana fomba fihira mampiavaka azy i Tovo H'Hay dia feno angola sy angoty."@mg . "2008 : Lasa filoha faha 44 i Barack Obama, any Etazonia"@mg . "Antananarivo dia renivohitra ara-politika sy ara-toe-karenan'i Madagasikara. Ny dikan'ny anarana hoe « Antananarivo » dia « Tanànan'ny Arivolahy » arak'izany. Tena eo anivon'ny Nosy no misy ny faritan'Antananarivo izay midadasika amin'ny velarantany 58.283 km2.Ny tanànan'Antananarivo renivohitra kosa dia eo amin'ny 1254 m ny hahavony mihoatra amin'ny ranomasina (araben'ny fahaleovantena) ; 1282 m (Lapan'Andafiavaratra) , 1468 m (Rovan'i Manjakamiadana)."@mg . "Didier Ratsiraka, teraka tamin'ny 4 Novambra 1936 tany Vatomandry, faritan'i Toamasina, dia olom-pirenena malagasy mpanao politika tao Madagasikara, indroa filoham-pirenen'i Madagasikara (1975-1993 ary 1997-2002) ; mpanorina ny antoko politika AREMA.Zanaka mpiasam-panjakana ny rainy tamin'ny andro nahazanatany Frantsay an'i Madagasikara ; nianatra tany amin'ny Ecole navale tany Brest (Bretaiña, Frantsa) izy.Nisahana ny ministeran'ny raharaham-bahiny izy tamin'ny andron'ny Jeneraly Gabriel Ramanantsoa tamin'ny 1972 ka hatramin'ny 1975."@mg . "Komba (Eulemur macaco) -- Biby"@mg . "Fania (Plectotus) -- Bibyde:Fledermausen:Microbates:Murciélagoeo:vespertojnl:Vleermuisfr:Chiroptèreja:コウモリ"@mg .